| Entry | 1 tsy nahy |
| Elementary words | 2 tsy, 3 nahy |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5 tsy iniana atao [1.1] |
| Explanations in English |
6 unintentionally, accidentally [1.7] |
| Explanations in French |
7 qui n'est pas fait exprès; par accident. cf. iniana [1.8] |
| Examples |
8 tandremo re Andriamatoa ny teny tsy nahy fa niniana fa izaho malaza tsy tianao [2.131] 9 Ary tsy mpamono olona nasesiky ny tsy nahy, fa mpamono olona noho ny ankaso fotsiny izao. [2.471] |
| Anagrams | 10 hitsina, 11 tsihina, 12 tsy nahy |
| Updated on 2025/09/12 |
|